Any Ivelany

27 TAONA ATY AORIANA NESORIN’I ETAZONIA NY SAZIN’I SOUDAN


  • Talata 15 Desambra 2020

27 taona aty aoriana, nesorin’i Etazonia ao anaty lisitr’ireo firenena sokajiany ho

 

mpanohana ny mpampihorohoro i Soudan. Nanomboka ny taona 1993 no nanaovany an-kivy ity firenena ity noho izy nambara fa nampiantrano an’i Ousama Ben Laden sy mpikamban’ny Al-Qaïda, hany potika ny toekarena Soudanais. Ny 26 oktobra no nampanantena hanafoanana ny sazy i Donald Trump, ary nalefa hodinihin’ny kongresy tao anatin’ny fivoriana saingy tsy tontosa. Ny sekreteram-panjakana Mike Pompeo noho izany no nanasonia ny fanafahana ny sazy, izay ahafahan’I Soudan misitraka indray ny fanampiana iraisam-pirenena. Nihatsara ny fifandraisan’ny roa tonta taorian’ny fionganan’i Omar El-Bechir.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT