Any Ivelany

20 TAONA ATY AORIANA


  • Alakamisy 15 Aprily 2021

HIALA ANY AFGHANISTAN NY TAFIKA AMERIKANINA Nohamafisin’ny Filoha Amerikanina Joe Biden

 omaly ny hialan’ny miaramila Amerikanina any Afghanistan hatramin’ny 11 septambra izao, izay mifanandrify indrindra amin’ny faha-20 taonan’ny 11 septambra 2001 nisiana asa fampihorohoroana be tany Etazonia. Tambin’izany ny hitazonan’ny « Talibans » ny fanekeny fa tsy handrahona sy hikitikitika an’i Etazonia. Tonga ny ora hitsaharan’ny ady tsy manam-pahataperana na « L’heure est venue de mettre fin à cette guerre sans fin », hoy i Joe Biden, 20 taona aty aorian’ny nandefasan’i Etazonia ny miaramilany tany Afghanistan.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT