Any Ivelany

2 MATY, 500 NOSAMBORINA


  • Zoma 26 Febroary 2021

Miha mangotraka ny sakoroka any Niger taorian’ny famoahan’ny CENI ny vokatra vonjimaika ho an’ny fihodinana faharoa ny talata lasa teo.

 

 

Mandresy amin’ny isam-bato 56% eo i Mouhamed Bazoum ary 44% ny an’i Mahamane Ousmane, saingy raikitra ny fanoherana, fidinanana an-dalambe, fandorana kodiarana. 2 no efa maty noho ny sakoroka, ary 500 eo no nosamborina, isan’izany Lehiben’ny Etamazaoron’ny tafika tamin’ny andron’ny Filoha Mamadou Tadja dia ny jeneraly misotro ronono Moumouni Boureima na “Tchanga”, heverina ho isan’ny atidohan’ny fanoherana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT