Actualités

Zava-pisotro manitra voankazo Manomboka mahazo vahana eto amintsika


  • Alakamisy 22 Novambra 2018

Manomboka mahazo vahana eto amintsika ny zava-pisotro manitra voankazo.

 

 

 

 

Anisan’ireny ny gold  amigo mena izay vokatra vaovao be  eto Madagasikara  niparitaka nanomboka omaly alatsinainy 19 novambra. Ny hahafahana  manome fahafaham-po hatrany ny mpanjifa no tanjona, indrindra ho an’ireo tanora sy mpinamana mifampitaona matetika. Ilay  zava-maniry antsoina hoe : “guarana” avy any Brezila no nahafahana namoaka ny lokon’ny gold amigo ho mena hotronin’ilay fofona hafakely aminy. Faritany  telo  no efa ahitana azy ity ankehitriny dia ny eto Antananarivo, Antsirabe, ny ao Toamasina ary ny any Mahajanga. Tsiahivina fa efa 28 taona izay no nisian’ny marika gold teto amintsika. Roa kosa hatreto ireo vokatra vaovao efa novokarina avy aminy ka anisan’ireny ny gold amigo red.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

Hijery ny tohiny
FTT