Actualités

Zava-pisotro mampatanjaka Miala any ny misy « Taurine » sy « caféine »


  • Sabotsy 14 Jolay 2018

Miampy iray indray ireo zava-pisotro mampatanjaka eny amin’ny tsena malagasy amin’izao fotoana.

 Handrakotra ny nosy tsy ho ela ny 3x Energy izay zava-pisotro mamerin’aina ary tena sahaza ny tanora, indrindra, ireo tia fanatanjahantena raha ny fanazavan’ny tale ara-barotr’ity marika ity, Jean Aurelien. Zava-pisotro mifototra amin’ny « Taurine » sy « Caféine » izy ity, raha ny fanazavana, ary manana tsiro somary mamy malefaka. Tsy ny tanora sy ny mpitia fanatanjahantena irery anefa no afaka mianoka aminy fa ny rehetra tsy ankanavaka mihitsy, hoy hatrany ny tomponandraikitra.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT