Actualités

Vonomoka tany Rwanda Notsarovana teto Madagasikara


  • Alatsinainy 28 Aprily 2014


 Tsy diso anjara tamin’ny fahatsiarovana ny faha-20 taona nanaovana vonomoka ny Foko Tutsis tany Rwanda tamin’ny 1994 ireo teratanin’ity firenena afrikanina ity mila ravinahitra eto Madagasikara. Tetsy amin’ny tranon’ny Firenena Mikambana etsy Andraharo no nanaovana ny hetsika ny tolakandron’ny zoma teo, nosantarina tamin’ny diaben’ny fahanginana, narahina fijoroana vavolombelona ary koa fijerena horonantsary fanadihadiana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT