Actualités

Voka-dratsin’ny Rivodoza FUNDI Olona 5 maty, 13 335 traboina


  • Alatsinainy 16 Febroary 2015

Olona 5 no fantatra fa namoy ny ainy, miisa 13.335 kosa no traboina, trano 1.754 dibo-drano, trano 1.123 hafa rava tanteraka. Izay no tatitra avy any amin’ny BNGRC vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Fundi teto Madagasikara

 

, taorian’ny rivodoza Chedza. Araka io tatitra io ihany dia distrika 5 no tena voa mafy dia i  Morombe, Toliara I , Toliara II, Betioky atsimo ary i Beroroha. Mbola mitohy moa ny fijerena ifotony ny zava-misy, mety mbola hitombo noho izany ireo tarehimarika ireo. Hita fa tena namely mafy noho izany ity rivodoza Fundi ity.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT