Actualités

Voasambotra tamin’ny raharaha praiminisitra Vonon-kiaro azy ny Me Olala


  • Alakamisy 20 Septambra 2018

Rehefa nahare ny vaovao nilaza aho, hoy ny mpisolovava Willy Razafinjatovo na Olala,

 

fa nosamborina ireo olona nahiahiana ho nandoro ny fiaran’ny mpisava lalan’ny praiminisitra Ntsay Christian, noho ilay raharaha fanitsahana zaza 2 teny Ivandry iny, dia manamafy fa ireo mpiambina ny praiminisitra no diso. Fanamparam-pahefana ireny ary vokatry ny hatezeram-bahoaka no nahamay ilay fiara. Vonona aho, hoy ny tenany, hiaro ireo nosamborina noho ity raharaha ity. Tokony hahatsapa tena ho tompon’andraikitra voalohany tamin’ny zava-niseho, hoy izy, ny mpitondra fanjakana.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT