Actualités

Tolagnaro Mirongatra ny trafikana voamboana


  • Alakamisy 15 Mey 2014

Raha somary nangingina kely ny fikapana sy ny fanondranana andramena tamin’iny Distrikan’i Tolagnaro iny, dia mirongatra indray amin’izao fotoana izao ny fitrandrahana hazo voamboana na “palisasandre”.

 Saika isan’andro no ahitana fiara be mitatitra hazo avy amin’ireo toerana fitrandrahana any Tsiharoa, Kaominina Mahatalaky, any Evorona, Kaominina Ifarantsa ary ny ao Mangaiky Kaominina Ampasy Nahampoana. Raha ny fanadihadiana natao dia tsy mbola namoaka fahazoan-dalana vaovao amin’ny fitrandrahana ity akora iray ity ny fitondrana. Mahita lalana hatrany anefa ireo mpitrandraka. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT