Actualités

Toetr’andro Ahiana hivadika rivo-doza ireo tangoron-drahona


  • Talata 17 Janoary 2023

Ahiana hivadika ho rivo-doza ato anatin’ny 48 ora ireo tangoron-drano roa mitoetra ao amin’ny ranomasimbe Indiana raha araka ny fanadihadiana natao teo anivon’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro etsy Ampandrianomby.

Any amin’ny 2009 km Atsinanan’ny distrikan’i Vohemar no misy ny iray hatramin’ny omaly raha any amin’ny 957 km avaratra atsinanan’i Vohemar kosa ny iray. 30 hatramin’ny 40 Km isan’ora ny rivotra entiny izay marihina fa tsy tena nahitana fivoarana be loatra. Mikisaka miakandrefana ny dian’izy ireo hatramin’ny omaly ka arahi-maso akaiky. Efa tafiditra ao anatin’ny loko maintso araka izany ny Faritra Diana, SAVA, Analanjirofo ary Atsinanana koa miantso ny mponina mba samy hitandrina ny tompon’andraikitra. Tokony hiakatra avy hatrany any amin’ny faritra avo ireo monina amin’ny faritra iva hoy hatrany ny sampana mpamantatra ny toetr’andro.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT