Actualités

Toamasina Simba ny gropin’ny Enelec, miverina indray ny delestazy


  • Alatsinainy 05 Mey 2014

Miverina indray ny delestazy ao Toamasina, indrindra amin’ny fotoana maha be mpampiasa ny jiro amin’ny alina. Fahasimban’ny gropin’ny Enelec, mpamatsy herinaratra ny Jirama no voalaza fa antony.

 Nijery ny zava-misy tao Toamasina ny ekipan’ny Jirama notarihin’ny Tale jeneraly Atoa Rasidy Désiré. Mbola teo am-panamboarana ilay gropy simba tanteraka ny teknisianin’ny Enelec tamin’ny fandalovan’ireto delegasionina ireto. Nambaran’Atoa Rasidy Désiré fa “mila mihafy kely ny mponin’i Toamasina amin’ny delestazy amin’ny alina”. Milaza ny hanafatra fitaovana avy any Toliara ny Enelec Toamasina, hanafatra teknisianina manokana avy any Maurice ihany koa hijery ny fanatsarana ny fitaovana sy ny tolotra. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT