Actualités

Tanambao - Tolagnaro Raim-pianankaviana 55 taona hita maty teo amoron-dalana


  • Alarobia 16 Aprily 2014


 Raim-pianakavina iray sahabo ho 55 taona eo no hitan’ny Fokonolona maty tao amin’ny kartie Tanambao ny alatsinainy maraina teo.  Mpandalo no nahita ny razana ka nampilaza ny mpitandro ny filaminana sy ny sefo Fokontany.  Araka ny fanadihadiana dia efa maty ny  alina ilay rangahy. Tsy nahitana ratra ny tenany saingy nisy ra nivoaka tamin’ny vavany. Nisy  ny fitiliana nataon’ny dokotera hamantarana ny anton’ny loza.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT