Actualitテゥs

Tale Jeneralin地y SMMC Nanakiana mafy ny minisiteran地y asa sy ny fitsarana


  • Alarobia 25 Febroary 2015

Tsy mbola milamina ny raharaha fanalana mpiasa teo anivon地y orinasa SMMC (Soci騁� de Manutention des Marchandises Conventionnelles) Toamasina. Efa nisy fihaonana natao teo anivon地y faritra atsinanana niarahana tamin地y sekretera jeneralin地y faritra izay mpikambana ao amin� ny komitim-pitantanana sy ireo sendika 渡ekena� mijoro eo anivon地y orinasa ary ny teo anivon地y talem-paritry ny asa atsinanana sy ny fitsarana momba ny asa Toamasina

 

. Nandritra ity fihaonana ity dia sahy nanakiana sy “namaky ady” tamin’ny talem-paritra ny asa sy ny fitsarana ny tale jeneralin’ny SMMC, izay ambarany fa mirona be loatra amin’ireo mpiasa noroahina izay mpikambana ao amin’ny sendika “Sygma”, fa tsy mitsinjo ny orinasa sy ireo mpiasa ambarany fa anaty “sendika ara-dalàna”.

 

Nipoitra ny marina

Raha ny zava-misy anefa dia ny maha mpikamban’ny sendika “Sygma” ireto mpiasa ireto no tsy levon’ny tale jeneraly ka nandraisany fepetra fandroahana azy ireo. Mivoaka anefa ny marina ankehitriny, fa efa niditra tamin’ny fandravonana ny raharaha ny minisiteran’ny asa ny volana martsa araka ny tatitra mitondra ny laharana 002/14 – MINFOPTLS/CAB. Teo koa ny volana novambra 2013 nataon’ny lehiben’ny asa atsinanana araka ny tatitra laharana 225MFPTLS/SG/DRFETLS-A/SRTLS-A013, milaza ny fandavana fiaraha-miasa sy ho fandravonana ny disadisa teo amin’ny mpiasa nesorina sy ny tale jeneraly. Ankoatra izay ireo didim-pitsarana samy hafa teo anivon’ny fitsarana momba ny asa, sy ny fandravonana ny raharaha nataon’izy ireo, saingy tsy nisy vokany noho ny “be marenina” ataon’ny tale jeneraly. Vokany, izao tsy mety miravona izao ny raharaha ary mety hiitatra indray ato ho ato noho ny fitakian’ireto mpiasa nesorina “tsy amin’ny rariny” araka ny fahitan’izy ireo ny zavatra niainany hatramin’izao…

 

Rakoutou

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin窶冓ty sokajy ity ihany : Actualitテゥs

  • Ady amin窶冢y kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalテ�na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin窶僊ndranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin窶冢y afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT