Actualités

SEkoly MIaramilam-PIrenena Sahirana ny lehibe, tsy misy ny vola


  • Alarobia 13 Oktobra 2010


Araka ny loharanom-baovao dia mandalo fahasahiranana mafy amin’izao fotoana izao ny Sekoly miaramilam-pirenena na ny SEMIPI any Fianarantsoa. Ny antony dia lany ny vola fampihodinana ity sekoly ity izay natokana ho azy. Raha ny tokony ho izy dia mbola misy ny vola raha ny tetibola no narahina. Noho ny tetibola izay nahitsy anefa dia tsy misy intsony ny an’ny Semipi. Araka ny efa nambara teto dia anisan’ireo niharan’ny fahavoazana mafy tamin’ny fanitsiana ny tetibola ny an’ny Tafika ka nisy fiantraikany tany amin’ny faritany izany. Vokatr’izay tsy fisian’ny vola izay dia nandray fanapahan-kevitra ny lehibe ao amin’ny sekoly fa hiantso ireo be galona tomponandraikitra any Fianarantsoa. Fivoriana izay nataon’izy ireo andro vitsy lasa izay. Tamin’izany no nanapahana fa hanao izay azony atao ireo be galona rehetra any an-toerana mba hoentina manampy ny sekoly. Tsy mbola fantatra kosa anefa hoe vola avy aiza no hanaovana izany. 

Fa 
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • JIRAMA
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Handatsaka orana artifisialy

  • Voaheloka sy mbola
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

misy dosie goavana i Marie Michelle

  • FAHARETAN’NY
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

PASIPAORO HO 10 TAONA

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

Hijery ny tohiny
FTT