Actualités

Roland Ratsiraka Hanao majia ao anatin’ny 100 andro ?


  • Sabotsy 19 Aprily 2014


Minisitry ny asa vaventy ao anatin’ny governemanta Kolo Roger ny filoha nasionalin’ny antoko MTS (Malagasy Tonga Saina) sady kandida filoham-pirenena tamin’ny 2013, Roland Ratsiraka. Hanatanteraka ny vinam-piarahamonin’i Hery Rajaonarimampianina izay kandida nifaninana taminy izany izy manomboka izao. Mazava fa dia haleviny im-pito mandifotra olona ilay “dosie” momba ny filoha narangarangany hatao ampamoaka nandritra ny fifandaharana tamina fahitalavitra tsy miankina iray eto an-drenivohitra tao anatin’ny fampielezan-kevitra tamin’ny fihodinana voalohany. Koa asa raha mbola ho tanany ilay teny majika “hanova ny fiainanao anatin’ny 100 andro” iny ?

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT