Actualités

Randrianarison Olivier Nanohana ny EPP Fiadanana indray


  • Sabotsy 03 Mey 2014

Tsy mitsahatra ny hetsika fanohanana ireo Fokontany sy sekoly ao Antsirabe ataon’Atoa Randrianarison Olivier, Lefitra voalohan’ny PDS Antsirabe. Ny alarobia 30 aprily lasa teo dia ny EPP Fiadanana indray no nisitraka izany.

 Nanolotra latabatra ho an’ny talen-tsekoly ny tenany ary koa baolina ho an’ny mpianatra ary nampanantena ny hanorina kianja filalaovana baskety ho an’ireo kilonga madinika. Nandritra ity hetsika ity moa no nanolorana ny tale vaovao ka Rtoa Rasolofonirina Abeline indray no hitantana izany, izay nametraka fanamby ny hampandrosoana ity sekoly izay mankalaza ny faha-55 taonany ity izao. Ankoatra izay dia nahazo mpampianatra vaovao niisa telo ity sekoly ity amin’izao fotoana raha toa ka nijaliana izany teo aloha.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT