Actualités

Rakotonanahary Ndranto Hamerina hanatsara indray an’i Mahamasina


  • Alatsinainy 28 Aprily 2014


 Tale vaovao eo anivon’ny Kaominin’Antananarivo Renivohitra misahana ny mponina sy ny fahasalamam-bahoaka izay ahitana ihany koa ao anatiny ao ny fanatanjahantena sy fialamboly Atoa Rakonananahary Ndranto. Karazana batemy ho azy ny fanatanterahana tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina izay anisan’ny toerana iadidiany ny famaranana ny lalao rugby fiadiana ny amboaran’ny Filoha ka nanatrehan’ny filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina sy ny praiminisitra Kolo Roger ary ny minisitry ny fanatanjahantena Andriamosarisoa Jean Anicet. Nilamina tamin’ny ankapobeny ny fandraisana rehetra tetsy Mahamasina. Nanambara moa ity tompon’andraikitra vaovaon’ny fotodrafitrasa samihafa ao amin’ny CUA ity fa tsy maintsy ezahina ny fanatsarana ny fotodrafitrasa rehetra ao amin’ity kianjan’i Mahamasina ity.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT