Actualités

Paosin-dra Nahangona 800 mahery ny mpanakanto


  • Alatsinainy 28 Aprily 2014


 Mitohy ny hetsika fanentanana amin’ny fanomezan-dra ataon’ny mpanakanto hanohanana bankin-dran’ny HJRA (CNTS: Centre National de Transfusion Sanguine). Ny handresy lahatra mpanome ra an-tsitrapo hatramin’ny 35.000 isa no tanjon’izy ireo amin’ity taona 2014 ity. Araka ny fantatra anefa dia mbola paosin-dra 800 mahery no voaangona nandritra ny telo volana voalohan’ny taona iny. Mbola maro ny ezaka. Nisy ny hetsika niarahan’i Dah’Mama, Label ary Jirah natao tetsy amin’ny CEMES Soanierana ny sabotsy tolakandro teo. Nanohana azy ireo tamin’ny hetsika voalohany ny oriansa Galana sy Sodeam. Hitohy any amin’ny  faritra ny fanentanana.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT