Resin’ny Ogandey 3-1 teto an-tanàna indray ny Barea Vavy tamin’ny sabotsy
. Efa resy koa ny Elgeco sy ny CNaPS tamin’ny iraisam-pirenena hafa. Any amin’ny jono angamba vao hanakobana harato isika !
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.