Actualités

LALANA SIMBA AO ANKARAOBATO Tsy norarahin’ny fanjakana


  • Talata 24 Febroary 2015

Lasa tany lavitra Andriana ny eny amin’ny fokontany Ankaraobato- Amborovy nohon’ny fahasimban-dalana ao an-toerana izay efa nampitaraina ireo mponina. Efa niezaka nanao antso avo tamin’ny mpitondra ihany ireo vahoaka saingy tsy nisy nihaiona izany. Ireo fiara lehibe mpitatitra fasika no voalaza fa manimba ny lalana miditra ao amin’ny fokontany ao Amborovy io. Nilaza ny mpitondra tao Mahajanga raha nanontaniana fa tsy manana fahafana manmaboatra io lalana io ary tsy tafiditra ao anatin’ny

fandaharam-potoana ny faritra ny momba io toerana izay simba sy tsy azo aleha intsony io. Milaza ireo mponina fa mety nisy ny fifampirarana teo amin’ny mpitondra tao Mahajanga sy ny mpandrahraha mpaka fasika io matoa tsy afaka manamboatra ireo lalaa ao Ankaraobato ny fanjakana. Mbola mitohy hatrany anefa ny antso avo ataon’ny mponina ao mba hanamboaran’ny fanjakana haingana ny lalana miditra ao amin’ny fokontany io satria dia sahirana izy ireo indrindra ireo mpianatra mianatra izay tsy maintsy miditra ao anatin’ny fotaka vao tonga any an-tsekoly.

                                                                                                                                   Tolin

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT