Actualités

INFP Mahamasina Nisy nandoro avy lavitra


  • Alatsinainy 14 Febroary 2011


Kaomandy avy lavitra no nandorana ny trano etsy amin’ny INFP etsy Mahamasina ny zoma alina teo. Araka ny fantatra dia tahaka ireny fitaovana fampiasa tamin’ny baomba vita tanana ireny no nisy nametraka tao amin’ny biraon’ny sekretera manokan’ny Chef Comptable. Tao amin’ny rihana voalohany no nisy ny fahamaizana saingy tsy tratry ny afo fa mbola tratra teo amin’ny “prise” nisy azy ilay fitaovana nampiasaina. Voalaza mantsy fa court-circuit no paikady nandorana ilay trano. Efa mandeha ny famotorana mikasika ity tranga ity amin’izao fotoana izao ka inoana fa hivoaka tsy ho ela ny marina raha tsy ambara fa resaka politika ataon’ny mpanohitra indray.

 
Rakoto Maxime

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • JIRAMA
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Handatsaka orana artifisialy

  • Voaheloka sy mbola
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

misy dosie goavana i Marie Michelle

  • FAHARETAN’NY
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

PASIPAORO HO 10 TAONA

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

Hijery ny tohiny
FTT