Actualités

Fikambanan’ny mpaka sary mpanao gazety Hiezaka ny ho matihanina hatrany


  • Alatsinainy 16 Febroary 2015

Notanterahina tetsy amin’ny Piment Café -Behoririka ny sabotsy lasa teo ny fifampiarahabana nahatratra ny taona 2015 ireo mpikambana mpaka ny sary amin’ny asa fikirakirana ny serasera rehetra eto Antananarivo

. Nisy ny fiaraha-misakafo narahana adihevitra izay entina hanatsarana ny fomba fiasa ka hametrahana ny maha matihanina tanteraka ity asa ity ary anisan’izany ny fomba atao rehefa miasa mba hisian’ny fifanajana eo amin’ny samy mpaka sary, eny fa na dia ny mpaka sarin’ny televiziona  aza dia misy mpikambana ihany koa. Notaterina  tao ny fomba fiasa iarahana amin’ny eo anivon’ny fiadidiana ny repoblika rehefa misy ny fiantsona ataon’ity farany. Nanolotra fanomezana ho an’ny fikambanana Andriamatoa  R .Briand filohan’ny federasiona kick boxing.


Nofy.R

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT