Actualités

FIARA BE MPIVIDY INDRINDRA


  • Alakamisy 17 Aprily 2014


 5 Fantatra izao ireo fiara dimy voalohany, be mpividy indrindra manerantany nandritra ny taona 2013 nivalona iny. Voalohany ny Toyota Corolla (1.080.299), faharoa ny Ford Focus (993 382), fahatelo ny Ford F –Series maodely pick-up (808 319), fahefatra ny Hyundai Elantra (770 728) ary teo amin’ny laharana fahadimy kosa ny Toyota Camry (737 164).

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT