Actualités

Fasan’ny Karana Nangadihady omaly


  • Talata 22 Aprily 2014


 Ela ny ela ka nangadihady tetsy amin’ny toby fiantsonana Fasan’ny Karana omaly. Zara raha nisy fiara tao amin’ny zotra rezionaly, na ny mandeha amin’ny lalam-pirenena voalohany na mihazo ny lalam-pirenena faha-7, toy izany koa ny amin’ny zotra nasionaly. Tranga mahalana fiseho ny toy ity. Lasa tany Antsirabe sy iny faritr’Itasy iny ny ankamaroan’ireo fiara tsy naharaka ny mpandeha, ankoatra ireo lasa nanao «spécial» nitondra mpitsangantsangana ivelan’ny renivohitra.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT