Actualités

Farah John’s Tsy hanaiky ho resin’ny vazaha


  • Sabotsy 19 Aprily 2014

Eny amin’ny Coliseum Antsonjombe no hanao fampisehoana entina hampialana voly ny mpankafy azy i Farah John’s ny Alatsinain’ny Paska ho avy izao.

Miaraka amina mpanakanto marobe izy amin’io hotronin’ireo mpanakanto avy any ivelany efa fanta-daza toa an-dry Dany Engobo sy “Les coeurs brisés”. “Tsy hisy hanaiky ho resin’ny vazaha eo !”, hoy i Farah John’s. Amin’io fotoana io mantsy, hoy izy no hanehoan’ny mpanakanto Malagasy ny maha izy azy. Manana ora roa eo ho eo i Farah John’s hihirany ny hira nahafantarana azy hatramin’izay, miaraka amin’ny short fohy. Ny taona 2011 no namoaka ny rakikirany voalohany i Farah John’s. Noho ny firongatry ny piraty dia naatony kely ny famoahana ny rakikirany faharoa.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT