Actualités

Fanonganam-panjakana 2009 Nohenoina ny Kly Charles


  • Alakamisy 03 Febroary 2011


Omaly no fantatra fa tonga teny Tsiafahy ny mpisolovava ny kly Charles amin’ny raharaha fanonganam-panjakana nitranga tamin’ny 2009. Nohenoin’ity mpisolovava azy ity izy ahafahany miaro azy amin’ny fitoriana izay nataon’ny filoha Ravalomanana. Inoana, araka izany, fa hanomboka tsy ho ela ny famotorana mikasika iny tranga tamin’ny martsa 2009 iny ka ahitana ny tena marina.

Nihazakazaka moa ny toe-draharaha taorian’ny ampamoaka nataon’ny kly Charles sy ny jeneraly Noel Rakotonandrasana. Na ny teo anivon’ny firenena vahiny aza dia samy nanongilan-tsofina sy liana tamin’ny fanambarana am-bava sy an-tsoratra nataon’ireto manamboninahitra nilaza fa nandray anjara mivantana tamin’iny tranga teto amin’ny firenena iny ka nahatonga ny krizy hatramin’izao.

Rakoto Maxime

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • JIRAMA
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Handatsaka orana artifisialy

  • Voaheloka sy mbola
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

misy dosie goavana i Marie Michelle

  • FAHARETAN’NY
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

PASIPAORO HO 10 TAONA

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

Hijery ny tohiny
FTT