Actualités

Fako plastika Azo avadika ho akora indray


  • Talata 04 Septambra 2018

Nidina teny Ambatomirahavavy nitsidika ny orinasa ADONIS ny minisitry ny indostria sy ny fampiroboroboana ny sehatra tsy miankina Guy Rivo Randrianarisoa sy ireo mpiara-miasa aminy omaly.

 

 

Orinasa manodina ireny solika na menaka efa avy nampiasaina ireny mba ho azo ampiasaina indray no nahafantarana an’ity orinasa ity hatrizay fa ankehitriny kosa dia efa miditra amin'ny fanodinana ireny fako plastika ireny ho lasa akora azo hampiasaina indray. Zava-dehibe ny ahafantaran’ny olona ny fisian’ny orinasa toy itony. Arian’ny olona fotsiny eny rehetra eny ny fako plastika nefa azo avadika ho akora sady mikajy ny tontolo iainana. Nirary soa ity orinasa ity moa ny minisitra mba hahavita be ary hanohy hatrany ny fiarovana ny tontolo iainana.

Nangonin’i Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT