Actualités

Eliace Ralaiarimanana “Tsy tonga hiantso ny efa marina ny Tompo”


  • Talata 17 Janoary 2023

Matoa ianareo nahatsapa fa voatsindron'ilay toriteny dia ataonareo tokoa ilay izy izay, hoy ny mpanao politika Kristianina, Eliace Ralaiarimanana.

Matoa ianareo tsy mahazaka hitoriana ny fahamarinana dia mazava ho azy fa efa zatra mandeha any amin'ny lalan-diso tokoa ianareo, hoy izy. Tsotra be ilay izy. Raha nahatsiaro voatsindron'ilay toriteny ianareo dia tsy tonga hiantso ny efa marina ny Tompo fa hiantso ny mpanota mba hibebaka aminy. Aza tezitra hanarina! Aza sorena atoro fa miantso anao ny Tompo ary aza mararin-teny fa tsy mampivoatra izany! Ny adala no manararaotra fahadalana fa ny hendry manitatra ny fahendrena. Raha tezitra ianao dia hanjombona lava eo. Ny marina marina ihany, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT