Actualités

Asa fanaovan-gazety Nodimandry i Randrianantenaina François


  • Talata 17 Janoary 2023

Misaona indray ny fanaovan-gazety malagasy. Nodimandry ny alahady 15 janoary teo teo amin’ny faha 48 taonany ny mpanao gazety Randrianantenaina François,

fantatry ny maro amin’ny hoe Nantenaina. Mpanao gazety niasa an-taonany maro tao amin’ny Radio Maherilla Andohan’Ilakaka izy. Raha ny fampitam-baovao voaray dia resaka fiakaran’ny tosi-dra na “tension” no nahafaty azy. Mirary fiononana feno ho an’ireo fianakaviany, ny namany sy ireo mpiara-miasa aminy rehetra ary koa ny onjapeo Maherilla ao Andohan’Ilakaka, noho izany, ny gazety Tia tanindrazana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT