Actualités

Ankazotoho-Tsimbazaza Taolampaty roa fonosana nariana tao anaty dabam-pako


  • Zoma 16 Mey 2014

Nahitana taolampaty miisa 99 tao anaty dabam-pako iray eo amoron-dalana teny Ankazotoho-Tsimbazaza amin’ny lalana hihazo an’Ankadimbahoaka iny omaly.

 Taolan-dava efa maina avokoa izy ireo. Mpiasa maraina sendra nandalo no nahatsikaritra ny fisiany. Nampandrenesina ny Fokontany, ity farany nampilaza ny Kaominina ary dia nesorina ireo taolana taorian’ny fanamarinana natao. Tsy nahitana mpividy sa nivadihan’ny mpividy sa fanazimbazimbana tsotra izao ny taolambalon’ny razana malagasy ny nanariana ireto taola-paty ireto tao anaty dabam-pako ? Misokatra ny fanadihadiana hikarohana izay nahavanon-doza.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT