Actualités

Andry Rajoelina Manao pi-maso amin'ny Tafika


  • Alakamisy 17 Febroary 2011


Anio dia ho tonga eny amin'ny RTS Fiadanana indray ny filohan'ny FAT hanome zavatra ny Tafika. Tsy tao anaty fandaharam-potoanan'ity filohan'ny FAT ity mihitsy io saingy noho ny ahiahy amin'ny fiavian'ny filoha Ravalomanana no nahatonga izany. Raha ny zava-nisy avy eo anivon'ny Tafika mantsy dia ireo be galona no mitompo ny FAT fa ny ankamaroan’ireo avy amin'ny miaramila madinika mivondrona ao amin'ny Cosofam dia efa ela no tsy matoky izao fitondrana izao intsony. Anisan'ireo voa mafy mantsy ny miaramila madinika rehetra amin'ny fiakaran'ny vidim-piainana amin'izao fotoana izao. Araka ny fantatra dia hanome akanjo sy fitaovana ny Tafika indray ny tenany.

Rakoto Maxime
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • JIRAMA
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Handatsaka orana artifisialy

  • Voaheloka sy mbola
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

misy dosie goavana i Marie Michelle

  • FAHARETAN’NY
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

PASIPAORO HO 10 TAONA

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

Hijery ny tohiny
FTT