Actualités

Akaninjaza Arema Hanao tohivakana ny fanetsiketsehana


  • Zoma 02 Mey 2014


 Nisafidy ny Akaninjaza Arema Bemasoandro Itaosy ny antoko Arema nanamarihana ny 01 mey, Fetin’ny asa. Karnavaly nanomboka teo Ambonisoa nihazo ny tany malalaka ao amin’ny Kaominina Bemasoandro no nisantarana ny hetsika omaly, notarihin’ny «Comité directeur». Ireo akaninjaza eto Analamanga no nandray anjara. Hitohy ny fanetsiketsehana, ary mandray an-tanana izany Rtoa Annick Ratsiraka, zanaka vavin’ny filoha teo aloha Didier Ratsiraka.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT