• Talata 24 Septambra 2024
MPANASA LAMBA ENY MANJAKARAY. Ora telo isan-kalina no mba matory fa miandry rano

Mafy ny mahazo ireo Renim-pianakaviana mpanasa lamba eny Manjakaray sy Anjanahary eny,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Septambra 2024
Tetikasa « Innovation Challenge ». Hampiroborobo ny famokarana amin’ny alalan’ny teknolojia

Raikitra ny « Innovation challenge » sehatra ho fampivelarana sy hampiroboroboana ny famokarana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Septambra 2024
Tohan’ny USAID ho an’ny anjarian-tsakafo. 40 tapitrisa dolara fanampiny ho an’ny Firenena miisa 6

Anisan’ireo Firenena Afrikanina miisa 6 misitraka ny fanampiana fanampiny 40 tapitrisa

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Septambra 2024
Sosialy.Fihazakazahana hamboly vary safiotra sinoa Mila fitandremana be, betsaka ireo voka-dratsy

Isan’ny nifampiresahan’ny Fanjakana Rajoelina sy ny Fitondrana sinoa tao anatin’ny fihaonana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Septambra 2024
Asa sosialin’ny TIM Alakamisy Fenoarivo. Natolotra ny lakana nangatahan’ny vahoakan’Ambohimiarina

xTahaka ny tao amin’ny fokontanin’Ambohimasina, dia namaly ny hetahetan’ny vahoaka ao

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Septambra 2024
Fahavitan-tena ara-tsakafo. Tsy vitan’ny vary fotsiny fa mila vokatra maro hafa

Manana fanamby hamokatra vary 6 tapitrisa taonina amin’ity taom-pambolena 2024 ity i Madagasikara

Hamaky ny tohiny
FTT