• Talata 29 Jona 2021
Politique.Governemanta Fa lasa aiza ny minisitra Christian Ramarolahy ?

Hatry ny ela no nivoaka ny resaka fa tsy manatrika Filankevitry ny Minisitra mihitsy ny Minisitry ny angovo Atoa Christian Ramarolahy, ary misy aza mpamakafaka politika iray nilaza tamin’ny 19 martsa 2021,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Jona 2021
Politique.Marc Ravalomanana “Tsipahinay iny didin’ny HCC iny”

Nisy ny fivoriana nataon’ny Birao politikan’ny Antoko TIM sy ireo mpahay lalàna eo anatrehan’ny fanapahan-kevitry ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana mikasika ny sata mifehy ny mpanohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Jona 2021
Politique.Marc Ravalomanana “Tsipahinay iny didin’ny HCC iny”

Nisy ny fivoriana nataon’ny Birao politikan’ny Antoko TIM sy ireo mpahay lalàna eo anatrehan’ny fanapahan-kevitry ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana mikasika ny sata mifehy ny mpanohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Jona 2021
Politique.Vita ny fety Miandry asa sy vahaolana matotra amin’izay

Vita ny fanamarihana ny fetin’ny fahaleovantena. Hanao ahoana indray ny ho tohin’ny raharaham-pirenena aorian’izay?

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Jona 2021
Politique.Fitsarana heloka ara-toekarena sy ara-bola, fanagiazana Naverin’ny loholona amin’ny PAC ny fahefany

Nolanian’ny antenimierandoholona, saingy narahina fanintsiana 7 teo ny tolo-dalàna laharana faha 01-2020/PL tamin’ny 02 jolay 2020 « modifiant,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Jona 2021
Politique.Rina Randriamasinoro “Tsy haitraitra sy fahafinaretan’ny maso ny fahaleovantena”

Tsy ny fandaniana amin’ny alalan’ny fahafinaretan’ny maso no hanamarihana ny fahaleovantena, hoy ny Antoko TIM tamin’ny alalan’ny Sekretera Jeneraliny Atoa Rina Randriamasinoro omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT