- Alarobia 19 Janoary 2022
Politique.Fisorohana tondra-drano eto Antananarivo Fa natao inona ilay 53 miliara Ar mahery ?
Tafiditra tao anatin’ilay dingana voalohan’ny fandaharan’asa momba ny fanadiovana an’Antananarivo na PIAA ho an’ny taona 2017-2020 ho fisorohana tondra-drano eto amin’ny lemak’Antananarivo dia nisy ny fiaraha-miasan’ny
Hamaky ny tohiny
