• Zoma 04 Martsa 2022
Politique.Filohan’ny HCC “Aza rebirebena i Madagasikara”

Naneho ny heviny momba ny toeran’i Madagasikara eo anatrehan’ny adihevitra iraisam-pirenena mikasika ny adin’i Russie sy Ukraine ny Filohan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) Atoa Florent Rakotoarisoa omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Martsa 2022
Politique.Tanora TIM Analamanga Anatin’ny fandaminana tanteraka ny eny ifotony

Hatramin’ny tsy naha teo amin’ny fitondrana azy dia nipetraka ho antoko politika mpanohitra hatrany ny antoko Tiako I Madagasikara, hoy ny filohan’ny Jeune TIM eto Analamanga, Heriniaina Razanadrakoto.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Martsa 2022
Politique.Fanovana governemanta «Tsy hampiova zavatra, rafitra no olana eto»

“Momba ny fanovana governemanta na fitsipaham-pitokisana, na inona na inona dia governemantan’ny miaraka amin’i Rajoelina io,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Martsa 2022
Politique.Tsindry ara-diplaomatika Manomboka sahirana ny Fitondrana

Namoaka fampitam-baovao nanamafy ny tsy fiandaniana eo anatrehan’ny ady any Ukraine ny Minisiteran’ny raharaham-bahiny Malagasy omaly, saingy nahagaga fa nofafana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Martsa 2022
Politique.Mpanohana ny Fitondrana Maro ny menatra sy latsa-nenina

“Menatra sy latsa-nenina”, io no fehezanteny mahafaritra ny fihetsiky ny ankamaroan’ireo mpomba ny fitondrana amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Martsa 2022
Politique.Adin’i Russie sy Ukraine Misabaka ny Malagasy, inona no mety ho vokany?

Fanehoan-kevitra feno fahamailoana, tsy te ho ratsy eo anatrehan’ny andaniny sy ny ankilany no nataon’ny Fanjakana Malagasy tamin’ny alalan’ny Praiminisitra Ntsay Chrisian omaly 01 martsa 2022,

Hamaky ny tohiny
FTT