- Talata 08 Martsa 2022
Politique.Samy manampahefana ambony Miharihary ny tsy fifankahazoana
Miharihary ankehitriny ny tsy fifankahazoana eo anivon’ireo manampahefana ambony mba tsy ilazana hoe ny governemanta Malagasy mihitsy .
Hamaky ny tohinyMiharihary ankehitriny ny tsy fifankahazoana eo anivon’ireo manampahefana ambony mba tsy ilazana hoe ny governemanta Malagasy mihitsy .
Hamaky ny tohinySomary niakatra ny filoha Hajo Andrianainarivelo satria somary hafahafa fihetsika ny antoko politika TGV, hoy ny mpikambana eo anivon’ny antoko politika Malagasy miara-miainga na MMM,
Hamaky ny tohinyVory lanona teny Faravohitra afak’omaly alahady 06 martsa ireo mpiangaly ny baolina lavalava avy amin’ny boriboritany 6 avy eto Antananarivo,
Hamaky ny tohinyVao migadona ny taona 2023, dia efa taom-pifidianana. Mbola baraingo amin’ny rehetra ny sarisary ara-politika mety hipoitra ao anatin’izay.
Hamaky ny tohinyHandefa taratasy misokatra ho an’ny sehatra iraisam-pirenena amin’ity anio ity, raha tsy misy ny fiovana, ny antoko politika Natiora, tarihin’ny filoha nasionaliny, Mihari-Ni-Rencho.
Hamaky ny tohinyKofona tanteraka ny Fitondram-panjakana Andry Rajoelina, ka zary lasa fizaram-bary sy fanampiana sisa no programa fototra sy asan’ny Filoham-pirenena. Miezaka mafy mitety faritra,
Hamaky ny tohiny