Politique

Tandindonin-doza ny fanehoan-kevitra Ankihibe naondrika dia efa mampigadra


  • Alatsinainy 25 Jolay 2022

Nifanena tamin'ny tanjozotram-piara na “cortège présidentiel” teny By pass ny tovolahy iray ny alakamisy teo. Nampiondrika ankihiben-tanana na nanao “pouce inversé”

ny tenany rehefa nandalo ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina, raha ny fampitam-baovao voaray ary avy dia nosamborin'ny mpiambina ny filoha na “garde présidentielle”. Nentina teny Iavoloha ary notanana vonjimaika nandritry ny 48 ora na « garde à vue ». Nentina indray natao famotorana teny amin'ny borigadin’ny zandarimaria Andoharanofotsy avy eo. Nivoaka ny 22 jolay ny didy ary avy dia notanana am-ponja na MD ity farany. Ny 28 jolay izao kosa no andeha ny fitsarana, hoy hatrany ny fampitam-baovao.
J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT