• Alarobia 08 Febroary 2023
Politique.Antoko politika MMM “Anananay porofo fa mbola mandray anaran’olona ny CENI”

Nantsikafon'ny antoko politika Malagasy miara-miainga na MMM ny fomba fiasan'ny CENI amin'izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Febroary 2023
Politique.Toe-draharaha politika miha mafana Misy fikasana hampiditra “Commando” vahiny eto ?

Mipariraka ny resaka sy ny ahiahy fa ahiana ny hisian’ny fampidirana miaramila milisy am-polony avy amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Febroary 2023
Politique.Fifandirany amin’i Mamy Ravatomanga Nanamafy ny fijoroany vavolombelona i Rolly Mercia

Niakatra fitsarana omaly 07 febroary 2023 tetsy Anosy indray ny Minisitra teo aloha Harry Laurent Rahajason na Rolly Mercia,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Febroary 2023
Politique.Clémence Raharinirina Nahazo sazy miantona 12 volana

Nivoaka omaly ny didim-pitsarana mikasika ny raharaha Clémence Raharinirina. Fanagadrana 12 volana, sazy miantona no azony.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Febroary 2023
Politique.Repoblikan’i Inde Vonona hizara traikefa ara-pifidianana

Tonga nanao fitsidihana ara-pomba fifanajana ny Filohan’ny vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana na ny CENI Dama Andrianarisedo ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Febroary 2023
Politique.Alain Ramaroson “Hajanony ny herisetra fa andao hiady hevitra”

Adidin’ny filoham-pirenena rehetra ny hoe miady hevitra isika mianakavy hampandroso ity firenena ity, hoy ny filohan’ny antoko politika Masters, Alain Ramaroson,

Hamaky ny tohiny
FTT