• Alakamisy 03 Aogositra 2023
Politique.Maminiaina Ravatomanga Napetraka ho Kaonsilàn’i Côte d’Ivoire eto

Noraisin’ny Minisitry ny raharaham-bahiny Raharaham-bahiny Rtoa Yvette Sylla ireo delegasionina Ivorianina notarihin’ny Masoivohony Sakaria Koné ny alatsinainy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Aogositra 2023
Politique.Mbola vao mialohan’ny fifidianana Mihamafy ny sakantsakana ara-politika

Mampanahy hatrany ny fihetsiky ny fitondrana. Tadiavina hatao am-bava sy fomba firesaka fotsiny ny fifidianana madio, milamina, malalaka, andraisan’ny rehetra anjara,…

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Aogositra 2023
Politique.Fifidianana Henjana ny fepetra ho an’ireo kandida ho Filoha

Taorian’ny didim-panjakana fanaikana ny mpifidy ho tonga hifidy Filoham-pirenena amin’ny 09 novambra 2023,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Aogositra 2023
Politique.Kandida maka tsodrano “Mivadika ozona io raha mikasa hanao ratsy”

Ny fiangonana maro isan-karazany koa dia akan’ireo kandida tsodrano rehefa akaiky fifidianana toy izao, hoy ny mpandala ny nentim-paharazana, Josephin Andriandrainarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Aogositra 2023
Politique.Diplaomasia Ambasadaoro 4 nanolotra ny taratasy fanendrena azy

Nanao ranolava ny fanaterana ny dika mitovin’ny taratasy fanendrena azy nataona masoivohona firenena vahiny omaly alarobia 02 aogositra 2023.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Aogositra 2023
Politique.Antoko politika Natiora “Tompon’antoka amin’izay korontana eto ny HCC…”

Vao vita ny fifidianana filoham-pirenena 2018 dia efa niomana tamin’ny fifidianana filoham-pirenena manaraka ny antoko politika Natiora,

Hamaky ny tohiny
FTT