• Alatsinainy 07 Aogositra 2023
Politique.Antoko politika PDCM Tsy mankasitraka ady an-trano

Ho fampiharana ny lalàmpanorenana mba tsy ho voafafa ao amin’ny rejisitry ny minisiteran’ny atitany ny antoko dia nisy ny fanavaozana ny birao hiasa mandritry ny 5 taona (2023-2028)

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Aogositra 2023
Politique.Loholona MMM Ndriana Rakotondraibe Nikarakara hetsika fizaham-pahasalamana

Nanomboka ny faran’ny volana Jolay 2023 teo dia nikarakara hetsika fisafoana sy fizahana ara-pahasalamana maimaimpoana ho an’ny reny sy ny zaza ny loholona voafidy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Aogositra 2023
Politique.Kolikoly ara-pifidianana Efa manomboka ny tetika maloto…

Mitombo ny ahiahy politika eo anatrehan’ny fikotrehana mivantana na ankolaka tetikady hampandresena kandidam-panjakana amin’ny fifidianana manaraka eo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Aogositra 2023
Politique.Fiomanana amin’ny fifidianana Efa misy mahazo manao famoriam-bahoaka kay!

Isan’ny nampiady hevitra ary niteraka tsikera samihafa ny didim-pitondrana navoakan’ny Minisiteran’ny Atitany ny 31 martsa 2023,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Aogositra 2023
Politique.Praiminisitra Ntsay “Tsy ekena ny fanakorontanana politika”

Tanterahina ao Morondava nanomboka omaly ny Fikaonan-doha iraisam-paritra momban’ny fiarovana sy ny filaminana, izay eo ambany fiahian’ny Praiminisitra Ntsay Christian.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Aogositra 2023
Politique.Mpikamban’ny Kongresin’ny tetezamita

Mila mifandamina hisorohana ny rombo!

Hamaky ny tohiny
FTT