• Alarobia 09 Aogositra 2023
Politique.Depiote Fetra Ralambozafimbololona “Sahy izay mpitsara hamela io filoha io hilatsaka eo!”

Andriamatoa Andry Rajoelina sy ny praiminisitra ary ny governemanta moa izao, hoy ny filohan’ny parlemantera Tiako i Madagasikara na TIM,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Aogositra 2023
Politique.Fiainam-pirenena sy fifidianana Poizina ny fanompoana tsangan’olona ny fahakiviana

Betsaka no efa tonga saina sy efa mijery lavitra amin’ny politika, fa mbola mitoetra ihany koa ny tonga mampitovy ny olon-drehetra ao anaty lasitra iray.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Aogositra 2023
Politique.IDC CDI Hanohana an’i Hajo Andrianainarivelo

Araka ny fampitam-baovao voaray omaly dia namoaka fanambarana ny vondrona politika iraisam-pirenena IDC CDI na International Democrate-centriste fa hanohana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Aogositra 2023
Politique.Samy mikaikaika sy manetsetra ny rehetra ankehitriny hoe:

sanatrian’ny vava aladian’ny lela ve dia firenena voazona ity Madagasikara ity ka toa rotiky ny fahantrana sy korontana miseho amin’ny endriny maro eto?

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Aogositra 2023
Politique.Nampiaka-peo ny MMM “Tsy mendrika hanome lesona ny Praiminisitra”

Miantso ireo rafi-pitsarana handray ny andraikiny manoloana ny fizakan’ny filoham-pirenena ny zom-pirenena frantsay ny antoko politika Malagasy Miara-Miainga na MMM.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Aogositra 2023
Politique.Raharaham-pirenena sy fifidianana “Tonga ny fotoana hanovana ny rivotry ny ady”

Isan’ireo naneho ny fahavonany hirotsaka ho kandida Filoham-pirenena Atoa Tahina Razafinjoelina, mpampianatra, mpandraharaha, tompona orinasa,…

Hamaky ny tohiny
FTT