• Alatsinainy 11 Septambra 2023
Fampandaniana an’I Tahina R.. Nitsangana ny rantsan’ny FTT Faratsiho

Nitsangana ny rantsan’ny vovonana Firaisankinan’ny Tia Tanindrazana na FTT ao amin’ny Distrikan’I Faratsiho.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Septambra 2023
Politique.Annick Ratsiraka Manentana ny Malagasy handray an-tanana ny hoaviny

Manohy ny fitetezam-paritra mihaona sy mifampizara ny vinan'ny Arema, Rtoa Annick Ratsiraka, Sekretera

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Septambra 2023
Ampy izay ny setrasetra sy ny herin’ny vola!. “Tena hijoro izahay raha eken’ny HCC ny firotsahan-dRajoelina”

Miala tsiny aho amin’ny fitenenana mafimafy, fa maty feon’ny fieritreretana ny Filoha am-perinasa eo anatrehan’ny firesahany fitiavan-tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Septambra 2023
Fampandaniana an’I Tahina Razafinjoelina. “Vonona tanteraka ny FTT Boriborintany faha-4”

Efa maro ny hetsika nataon’ny FTT na Firaisankinan’ny Tia Tanindrazana ho an’ny boriboritany fahaè4, hoy ny tomponandraikitry ny Firaisankinan’ny tia tanindrazana na FTT eny amin’ny boriboritany faha 4,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Septambra 2023
Firaisankinan’ireo administratera sivily. “Tsy maintsy miroso amin’ny fanelanelanana isika!”

Manoloana izao vanin’andro mafampana fahataperan’ny fametrahana ny antotan-taratasy filantsahan-kofidiana ho

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Septambra 2023
Kandida filoha miisa 9. “Melohinay ny fampihorohoroana, miantso ny vahoaka hijoro”

Namoaka fanambarana indray ireo kandida ho Filoham-pirenena maromaro omaly,

Hamaky ny tohiny
FTT