• Talata 19 Septambra 2023
Mbola tsy tonga saina ihany ve ny CENI ?. Tsy nisy kandida tonga tamin'ilay fampiantsoana

Tsy nisy kandida tonga na iray aza omaly nandritry ny fampanantsoin’ny CENI ireo kandida ho filoham-pirenena hifampidinihana ny zotra-pifidianana amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Septambra 2023
Tany tan-dalàna sy fifidianana madio. Miha mahery vaika ny fitakiana, raikitra ny angaredona

Mbola ao anatin’ny adihevitra sy fifandroritana mikasika ny toe-draharaha politika sy fifidianana isika amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Septambra 2023
Mahazaka Rabenandrasana. “Hiteraka sakoroka ny fifidianana raha tsy mifandamina aloha”

Raha jerena aty ivelany, dia mikorontana ny firenena, ary tena ao anatin’ny hoe:

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Septambra 2023
Mandamin-dresaka ny Filohan’ny CENI. “Ho raisim-potsiny izay mikasa hanao hosoka”

11 tapitrisa eo ny bileta tokana hiatrehana ny fifidianana hantonta, izay efa mandeha any Afrika Atsimo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Septambra 2023
Foutsie Tsotsy. Eo ambany fanaraha-mason’ny fitsarana

Niakatra fampanoavana omaly I Sylvia Randriantsotsy na Foutsie Tsotsy taorian’ny fampanantsoana sy nitazonan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Septambra 2023
Firaisa-monim-pirenena. Tafanika mihoatry ny 40 isa ireo nanamafy fanambarana

Midika ho firaisana tsikombakomba ny fahanginana manoloana ny tsy rariny,

Hamaky ny tohiny
FTT