• Alatsinainy 13 Novambra 2023
Fitorian’ireo kandida miisa 10 tsy misy tohiny. Ny “gros bras” malalaka amin’ny tiany hatao

Avy hatrany ny ankamaroan’ny mpanara-baovao sy mpamakafaka raharaham-pirenena, nanoloana ny zava-niseho

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Novambra 2023
Antoko politika Monima. Manameloka ny habibiana tamin’ny depiote Fetra

Namoaka fanambarana omaly hariva ny birao foiben’ny antoko politika Monima

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Novambra 2023
Mangotraka ny toe-draharaha. Mandatsa-drà hatrany ny fitondrana jadona

Miharatsy hatrany ny toe-draharaham-pirenena herinandro mialohan’ny fikatsahana hanao fifidianana amboletra !

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Novambra 2023
Raharaham-pirenena. Mitohy hatrany ny tolona !

Tafiditra ao anatin’ity herinandro diavintsika ity ny 16 novambra kasaina hanaovana fifidianana amboletra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Novambra 2023
Fisamborana parlemantera. Tsy ara-dalàna hoy ireo depiote sy ny PAN

Nanao rodobe teny amin’ny Tobin’ny zandary misahana ny heloka bevava tetsy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Novambra 2023
Fanoherana ny fifidianana amboletra. Nahery vaika ny hetsika, nanampatra ny heriny ny « forces »

Nangotraka kokoa ny fihetsiketsehana teto Antananarivo Renivohitra ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT