• Alarobia 08 Mey 2024
Fifidianana maloto sy mitanila…. Ny Tale Kabinetran’ny CENI mihitsy no mampandany ny IRMAR

Tsy mitanila amin’ny kandidam-panjakana marina ve ny rafitra mpikarakara ny fifidianana ary

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Mey 2024
Fanokafana ny fivoriana tetsy Tsimbazaza. Tsy nalefa TVM fa nanatsikafona ny fahantram-bahoaka

Nisokatra ofisialy omaly 07 mey 2024 ny fivoriana ara-potoanan’ireo andrim-panjakana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Mey 2024
Nanakiana mafy an-dry Jean Nirina ny depiote ROSSY. « Tandindonin-doza ny boriborintany faha 4 raha ireo no mahazo fahefana »

Tena tandidonin-doza ny boriborintany faha 4 satria Jiolahimboto no mibaiko ny sefo distrika sy ny prefe,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Mey 2024
Vovonana Firaisankina. « Aoka ny CENI sy HCC tsy hitanila, tsy hitazam-potsiny izahay »

Roa andro mialohan’ny fanombohan’ny fampielezan-kevitry ny fifidianana solombavambahoaka,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Mey 2024
Tana IV-Sefo fokontany 14 nesorina. Naverin’ny fitsarana miady amin’ny fanjakana

Nanao fampahafantarana tetsy amin’ny Castelo motel Anosizato omaly ny sefo fokontany sy sefo fokontany

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Mey 2024
Fampandrosoana ny kaominina. Misy fomba fiasa mahomby kokoa handaminana an'Antananarivo

Hita fa tsy nahomby ny tetik'asa maro teto Antananarivo. Dibo-drano ny tanàna

Hamaky ny tohiny
FTT