• Alakamisy 11 Aprily 2024
Sakantsakana sy hetraketraka politika. Mety hiafara amin’ny fipoahana sy rombo …

Betsaka ireo kandida avy amin’ny fanoherana sy ny tsy miankina nanana olana na tratry ny sakantsakana teo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aprily 2024
Nampitandrina I Rossy. “Atsaharo ny fikitikitihana sefom-pokontany tsy hisian’ny savorovoro…”

Nanao fampanenoana lakolosy sy fialan-tsiny noho ny hamehana niantefa

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aprily 2024
Christine Razanamahasoa. “Afaka ny ziogako, tsy nanenenako ny nambarako, ary hotohizana aza!”

Afaka ny ziogako ankehitriny tamin’ny enta-mavesatra nitambesatra tamiko.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aprily 2024
RTOA ANNICK RATSIRAKA. Vonona hitondra ny feom-bahoaka ao Mahanoro

Tafapetraka teo anivon’ny OVEC tao Mahanoro ny Alatsinainy hariva teo ny taratasy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aprily 2024
Kandida Zisy Fanavotana sy ny ekipany. «Vonona hiady ho an’Antanifotsy»

Isan’ny hilatsaka solombavambahoaka ao amin'ny distrikan’Antanifotsy ny kandida mahaleotena, Rakotondrazafy Justin,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aprily 2024
Kolekitifa an'ny Malagasy. Tsy misangy fa tena hanao ary hitondra fanovana

Filohan'antoko roa eo anivon'ny kolekitifa an'ny Malagasy dia Andrianainarivelo Hajo sy Ratsiraka Roland

Hamaky ny tohiny
FTT