• Talata 09 Jolay 2024
Faniry Razafimanantany. «Mbola tsy hilamina ny antenimierampirenena!»

Raha niteny ny filohan’ny repoblika hoe hiditra amina 5 taona vaovao indray izy ireo ka ireto

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jolay 2024
Tsy miankina nisafidy hiaraka amin’ny fitondrana. «Hametraka fepetra aminy ny fitodram-panjakana»

Ny fiatrehana fifidianana filoham-pirenena dia tsy maintsy amina alalana antoko politika na vondrona politika,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jolay 2024
Ho fantatra anio ny PAN ! Hiala ny governemanta…. Mangotraka ny ady varotra sy fiaron-tseza…

Miditra an-tsehatra manomboka anio 09 jolay 2024 ny Antenimierampirenena amin’ny endriny vaovao,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jolay 2024
KAOMININA ANDRANONAHOATRA. Ny 70%-n’ireo asa nampanantenain’ny Ben’ny tanana no vita

Ny 70%-n’ireo asa nampanantenain-dRasamison Hajaniriana Ben’ny tananan’Andranonahoatra

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jolay 2024
Vangaindrano : mitaky ny hanafahana an’i Mahavitara. Nidina an-dalambe ny vahoaka, nafana ny fifandonana

Niroso tamin’ny fihetsiketsehana ny vahoakan’i Vangaindrano ny faran’ny herinandro teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jolay 2024
Fanoherana sy fifidianana. Ho kandida ny Filoha teo aloha…

Toromarika politika nomen’i Marc Ravalomanana ny TIM nandritra ny fanamarihana ny faha-22

Hamaky ny tohiny
FTT