• Talata 20 Aogositra 2024
ANTANANARIVO RENIVOHITRA. Ho lasibatry ny adilahy politika avo lenta indray ?

Anisan’ny lohahevitra miteraka resabe ankehitriny ny fifidianana ben’ny tanana ho an’Antananarivo renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Aogositra 2024
Politikam-pitantanana hafahafa. Ny doro tanety mitombo, ny tetibolan’ny minisitera nahena

Mirongatra izay tsy izy ny doro tanety any amin'ny faritra atsimo andrefana manodidina ny ao Isalo sy Ilakaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Aogositra 2024
Valifaty politika. Fofoina an-kolaka ny ain’i Malama…

Niely ny resaka omaly tolakandro fa tratry ny tsy fahasalamana tao am-ponja i Mahery Lanto Manandafy na Malama.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Aogositra 2024
Filoha mateti-piavy any Afrika. Propagandin’i Richard Randriamandranto…

Sesilany ny fivoahan’ny Filoha ankehitriny Andry Rajoelina any ivelany, ary tsikaritra ho manao pi-maso aty Afrika

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Aogositra 2024
Fikasàna hitantana an’Antananarivo. Mifono paikady politika lalina Fiteny mahazatra moa ny hoe politika avo lenta

saingy toa ohatry ny mahatsikaiky sy toy ny lasa tsy mitombina intsony amin’izao ny fieritreretana fa mba misy izany atao hoe politika avo lenta na « haute politique»

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Aogositra 2024
Mpitondra tsy azo antenaina. Fampandehanan-draharaha aza tsy vitany

Tsy misy izay tsy mikaikaika amin’izao fotoana momba ny fiainana andavanandro.

Hamaky ny tohiny
FTT