• Alarobia 25 Septambra 2024
Fifidianana. Kaominina maherin’ny 400 mbola tsy nisy kandida

Teo amin’ny 2 444 ny dosien’ireo lisitra kandida mirotsaka hofidiana ben’ny tanàna sy mpanolontsaina monisipaly

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Septambra 2024
Milaza miandry fampahafantaran’ny fitsarana ny TIM. Hiandry izay ho mpifaninana vao hamoaka ny solon-dRavalo ?

Raha samy niandry ny rehetra fa hivoaka omaly takariva ny kandida avy amin’ny Antoko TIM hisolo an’Atoa Marc Ravalomanana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Septambra 2024
Transparency International. «Atsaharo ny fanomezana tombondahiny kandida »

Tsy misy ambonin’ny lalàna ary voararan’ny lalàna ny fanomezana tombodahiny,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Septambra 2024
Mpitondra sy ny fifidianana kaominaly. «Tsy tena olona manan-kevitra fa olona manam-bola…»

Azo antoka izany izao, hoy ny antoko politika Fiombonana, fa tokony ho tanteraka ny fifidianana ho atrehintsika

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Septambra 2024
KANDIDA ENY ATSIMONDRANO. Betsaka ireo mijaly amin’ny fahazoana ny « mandat »

Hifarana ny Alakamisy 26 Septambra ho avy izao ny fanaterana ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Septambra 2024
Mbola tsy nisy fifidianana tahaka ity. Malaina ny mpirotsaka, manamafy ny ahiahy

manerana ny Nosy, raha ny antontan’isa hatramin’ny omaly. Nisy lisitra kandida 1846 izany

Hamaky ny tohiny
FTT